Azafady ô
Nampidirin'i tsohdafy | 3 Aog, 2007
Iaho manko cha mbola maharak chara an'ty blaogy ty koa de aza homena
chiny aho raha cha mahalala zai mba besoeanareo ato fa de ny
mahafinaritra ny saiko avao no hatosako eto. Koa dia misaotra mialoha
nitsidika ny bilaogiko àry, fa iaho vao hieritreritra zaay mba
mahafinaritra ny saina. Iaho koa manko cha de maharaka firy an'ity sita
gasy ty koa