Azafady ô

Nampidirin'i tsohdafy | 3 Aog, 2007
Iaho manko cha mbola maharak chara an'ty blaogy ty koa de aza homena chiny aho raha cha mahalala zai mba besoeanareo ato fa de ny mahafinaritra ny saiko avao no hatosako eto. Koa dia misaotra mialoha nitsidika ny bilaogiko àry, fa iaho vao hieritreritra zaay mba mahafinaritra ny saina. Iaho koa manko cha de maharaka firy an'ity sita gasy ty koa